FJKM Ziona Vaovao Paris

Ny FJKM Ziona Vaovao Paris (ex-Montrouge Vaovao) dia faly miarahaba anao mitsidika ity tranokala fijoroana ho vavolombelon’i Jesoa Kristy ity ary mirary ny fitahian’ny Tompo aminao sy ny ankohonanao.

Ny fanompoam-pivavahana eto amin’ny FJKM Ziona Vaovao Paris dia isaky ny alahady amin’ny 3 ora tolakandro (15h), ary mahafaly indrindra ny manasa sy ny mandray anao hiara-hiombom-piderana sy hanome voninahitra an’Andriamanitra noho ny Fitiavany tsy mety levona. Misy ny Fandraisana ny Fanasan’ny Tompo rehefa alahady voalohany sy fahatelon’ny volana.

Ny toerana dia ao amin’ny :
Eglise Sainte Germaine
38 avenue Dumotel
94230 CACHAN

 

Manonona ny fiadanan’ny Tompo aminao.

This message is only visible to admins.
Problem displaying Facebook posts.
Click to show error
Error: Server configuration issue