Jobily faha-50 taona FJKM – “Mijoroa”

By |

Mankalaza ny Jobily faha-50 taonan’ny FJKM sy ny faha-200 taona nahatongavan’ny LMS isika amin’ity taona 2017-2018 ity. Nosokafana tany Antsiranana tamin’ny Asabotsy 19 Aogositra 2017 izany Jobily izany.

Indro alefa amintsika ny hira fanevan’ny Jobily mba hahazoantsika mianatra izany satria hohiraintsika ao am-piangonana izany.

MP3

Solfa