Tag Archives: fjkm

FJKM Ziona Vaovao Paris

Ny FJKM Ziona Vaovao Paris (ex-Montrouge Vaovao) dia faly miarahaba anao mitsidika ity tranokala fijoroana ho vavolombelon’i Jesoa Kristy ity ary mirary ny fitahian’ny Tompo aminao sy ny ankohonanao. Ny fanompoam-pivavahana eto amin’ny FJKM Ziona Vaovao Paris dia isaky ny alahady amin’ny 3 ora tolakandro (15h), ary mahafaly indrindra ny manasa sy ny mandray anao… Read More »